RY NOFY (ikaloyna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RY NOFY

Etsy, maitia ry nofy
Meteza mba indramiko
Ny handriny tohofy
Mamy avy amiko

Vimbino koa ry nofy
Ity raozy vaovao
Ny fony mba totofy
Fitia tsy mety lao

ikaloyna vony
Jona 14
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana - Aingam-panahy
829 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ikaloyna
Nampiditra : vonynive
Daty : 29/06/2014 07:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146