TARATASY HO AN'I FANOMEZANA (ikaloyna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TARATASY HO AN'I FANOMEZANA

Noririfan'ny ririnina ho tankina ry Fano
' lay hany sisa voninkazo tetsy an-tokontanintsika
izay notantaraiko anao tamin'ny taratasy farany.
Ka nony tsapako ary ny fanetoky ny hatsiaka
dia nanjary fahazarako, eny tonga fomba haiko
ny nanombina ny anjara rano fatra isan'andro ho ahy
mba hanampiako ny anjarany.
Isan'andro ilay maraina,
mbola maizina mangina,
diva hiposaka masoandro,
mbola safo-dranon'ando.

Ikaloyna
Ando 01/01/98
--------
Rohy:
723 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ikaloyna
Nampiditra : vonynive
Daty : 10/03/2015 08:12
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142