NY FIAINANA I (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIAINANA I,
I KALO(Fizarana 1)

-Kalo a! Maninona ianao? Hoy lay namany miantso ah mangina maha te ho tina,
Manontany ampanajana toa rendri-kasasarana
-Eto zaho ! hoy kalo namaly moramora rendri-kamokora,
Alahady mako anio ka ndao mba hivoaka,@ ty andro tsara loatra
-ndao ary! Aiza no hirozy? Sa ho eny andriaka,eny zao mba mety @tsika.
Sa aiza no tianao?
-ndao ary! Lasa izy roa vavy nakany eny an-tamby,nanararaotra ny alahady tsy nilanjana ny angady.
-Teo izy no nametsovetso ny fiainany ka namerina ndray ny tantaram-piainany,
Ray volana niara-niaina nefa mbola tsy nifakalala akory na de miara-miory
-kalo a! Afaka mamatatra ny tantaranao ve aho androany? Hoy lay namany somary nanampoka,
-eny hoy i kalo,lavabe ny tantara ka raketo izay ho ambara
Ny fiainana no antony,hoy izy voalohany sady nanodina ny lohany
-kalo! Aoka aloha,hoy lay namany nandray ny tanany,nanapaka ny tenininy fandrao ho neniny.
-nitanondrika i kalo! Tapaka ny tantara fa lasa IZY nilomagno
ALEO TOHIZANA ANY AN-TRANO.

Hitohy!
--------
Rohy:
384 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY FANAMBY Nomenjanahary
Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 02/10/2022 06:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139