You are here: home > Vetso

Ilay tokako enty atany - Ilay FANAMBY

Azo vakiana?

Ekena fa ny tsara tsy lany
Ekena ndray fA maro ny té-hoany
Nefa ny fiainana mandalo ihany
Noho izany de enao no tokako eto an-tany.

Ekena fa maro izy ireny
Nefa hafa raha ianao
Mamiko loatra irery
Na amin'ny hafa akilabao

Mandalo hoy aho ny fiainana
Mandalo ho tantara
Ianao no ho andry ny fiainana
Tarafin'ny any afara

Tokatrano sambatra
Asitrampo tsy nisy mpandidy
Intsika izao mitambatra
Ho reharehan'ireo faramandimby

(Ilay tokako,Ilay FANAMBY,jullet 2022)