You are here: home > Vetso

Ny rariny,hitsiny ary marina ankehitriny(citation) - Ilay FANAMBY

Azo vakiana?

ANKEHITRINY:

"Ny rariny sy hitsiny dia izay sitraky ny fony,ary ny marina dia izay eken'ny sainy"

"Ny vola no tompon'ny rariny,ny olom-bitsy no manana ny hitsiny ary ny be voninahitra no tompon'ny fahamarinana"

"Raha té hanana ny marina dia katsaho aloha ny harena sy voninahitra "

(Ilay fanamby, ny rariny sy hitsiny ary ny marina ankehitriny,juillet 2022)