TAKARIVA ANY ANTANÀNA (Ilay FANAMBY)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Takariva any antananaTakariva lahy ny andro ka tadidiko ty korana rehefa mody omby ny any ambala
Indreny ty kitabo, horakoraka tsy malazo fa mifamory andohavala ka tsy mangina koa ny tanana
Takariva lahy ny andro ka te hody atena mahatsiaro ty japela mikakakaka eo apanaovana sabaka
Takariva lahy ny andro, te hody aminay hamerina iny fahazazana hikalo kitantara
Takariva lahy ny andro ka any i dada tsaroako raha miantso ty zanany, tsy mahatsiaro mana eo ambony kitatarany
Takariva lahy ny andro, lasa ty kidabo misasa fa nahazo
Ny vovoka nandihizana, sasana aloha de ampitso ndray tohizana
Takariva lahy ny andro, te hody fa tsy afaka ka indro ty hafatra: samia mifankatia fa korana rolahy mbola ho lava
Takariva lahy ny andro ka veloma no azo apetraka amin-drikoto amin-driketaka
Veloma ry japela, veloma ry kidabo, mbola ho avy tsy ho ela hiaraka eny an-tsena.
(Ilay FANAMBY,takariva an-tanàna,septambre 2021)
--------
Lien:
