... ! (KIRIAH )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
aza diso araraotina lay fony zay nitia
aza diso hodian-tsy hita, aza avela hiriaria.
ndrao hiova ho lasa nenina reo haingitraingitrao
ka hodiany be marenina, ao aoriana kely ao

aza diso atositosika, ilay izy nitaraina
aza diso ampiandrasina,aza avela koa angaina
ndrao rehefa any aoriana,lay fitia ho an' olon-kafa
ka tsy ho anao intsony, fa ho atolony ny hafa
--------
Rohy:
Sokajy : fananarana - Fitiavana
33 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1615