ANATY FOKO AO (KIRIAH )
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ao anaty foko aoMiovitrovitry ny zava-mankarary ny fanahiko
Ao anaty foko ao
Misy zava-tiako ambara saingy Tsy Efa holazaiko
Ao anaty foko ao
Misy entana mavesatra tsy zakan' ilay tompony
Ao anaty foko ao
Misy sary mitakosina ao anaty hoso-dokony
Ao anaty foko ao
Misy lay tandindon'iny manatsafa ny alaheloko
Ao anaty foko ao
No mitambatra ho an' alina reo tsiambarateloko
...
KIRIAH
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo - fiainana