You are here: home > Vetso

ARY IANAO ? - KIRIAH

Azo vakiana?

Satriko ihany hiray fitempo zany eritreritsika
mba hamono fahanginana , hanafàna koa ny hatsiaka
ka tsy nofo fa fanahy no hanandratra fitia
mba hahafahan ny nofitsika:  miridana, miriaria.

Satriko ihany mba ho ianao no voalohan ' eritreritro
ka hameno lava izao ilay tokotanin-jeriko
tiako koa raha izaho no handoko ny andronao
haka toerana mangina any anaty TSIKINAO

ARY IANAO ?.....

KIRIAH

Hevitra mandeha

mirananirina (28/08/2012 11:20:27)

ary izaho?

kiriah (08/09/2012 15:26:27)

ie ! , ianao kou ao anatiny , lol!