You are here: home > Vetso

FANTATRO IHANY - KIRIAH

Azo vakiana?

Fantatro ihany fa tsy ho ahy
ireo voasoratra hatr ' izay
nefa toa mandrotsy fo
ka maninona  moa
na  ho raisiko avokoa
ho toa tantaratsika roa
   sa....?

   inoako fa tsy sitrakao
   raha izay tsy nomena
   no alaiko an-katerena
   nefa...

ny fo efa jambena, tsy manaiky faharesena

KIRIAH

Sokajy : Fitiavana