You are here: home > Vetso

IANAO ...ISIKA - KIRIAH

Azo vakiana?



Ny fiainanao atambatra amin ' ny tantaram-piainako,
ny hoavinao iriko mba ho lalan ' ny fisainako,
ny ampitsonao hiarak ' hamindra amin ny ahy
tsy ho " IANAO " sy " IZAHO " intsony
fa ho lasa " ISIKA " indray.

satria :

Tiako ianao ry TIAKO ! ,
mamin ' ny fitiavako sy tena faniriako ,
tontolon ' ny ao anatiko
mampisy ny FISIAKO

KIRIAH