You are here: home > Vetso

INONA EO ??? - KIRIAH

Azo vakiana?

Milaza tsy mirevy Poeta sy Mpanoratra
Reo bandy sy reo sipa amin' ny fokotaninay
kanefa nge ka henoko Mipitsoka mitsoraka
raha vao mamaky kely ny tononkalonay.
manambanimbany  sy manaratsiratsy
Iavonanay kely dia : io fa lôbaty !

( Eisyyy aho e!, tsy anoratanay tsouny refa izany ! )

KIRIAH

Hametraka hevitra

Midira aloha