You are here: home > Vetso

LANY ANDRO - KIRIAH

Azo vakiana?

Nataonao ihany
ny hanadino ahy
Ry tia lavitr ' any !.

Saingy irony vetsoko
Notanisaiko omaly
Tsy mety lany mamy
Midongy anaty fo
Mamikitra tsy ferana
Satria nahazo toerana
No tsy mamela anao
Ka aoka ho toy izao
Fa ....
ho lany ny andronao

KIRIAH