IANIANAKO (KIRIAH )
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny androany no ianianako ..... --------
Rohy:
Hevitra mandeha
kiriah
(
04/03/2012 21:06)
IZA no afaka manohy io tononkalo io ary o?
Zozoro
(
06/03/2012 12:24)
... nefa tsy adinoko ny omaly
izay nifamahofaho nifangaroan'ny tsiky sy ny jaly
Tsy hoe ho avaliko io fa fihiniko ato an-tanako
fa entiko anantsara ny androany izay ianianako...
(tohizo)

06/03/2012 13:12)
inona ary no ianianako ? hoy ianao nanotany
NIANIANAKO hatrizay sy mbola averiko eto androany
aoka mba ho ahy irery , ndrao tsy ho efako any aoriana
saingy ho ezahiko tazonina , ho efaiko re ry TIANA......
( tohizo)