You are here: home > Vetso

OLOM-BANONA IANAO - KIRIAH

Azo vakiana?

Olom-banona ianao fa nifidy handray adidy.


olom-banona ianao,lay nitondra folo volana ,
olom-banona ianao, lay niasa tsy torovana,
olom-banona ianao, ilay nitaiza ny an ny hafa,
olom-banona ianao, olom-banona mpihantra






        KIRIAH.

ATOLOTRA IREO RAY aman-dreny rehetra .