VITSY FA MAFONJA (KIRIAH )

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Potipotin-tsoratra
No injany reko mihoraka
Any anatiko any
Misintona vinany!
Ny taba indray ventesiny
Sy teny izay voatefiny
Dia teny telo monja
Vitsy fa mafonja:

"TIA ANAO AHO"




Amin' ny zava-drehetra inoanao ety ambany masoandro
dia TOKANA monja no aza isalasalàna. :
TIAKO IANAO




KIRIAH
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/kiriah/tia-anao-aho
1093 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : KIRIAH
Nampiditra : kiriah
Daty : 17/12/2012 22:56
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1861