You are here: home > Vetso

VERY - KIRIAH

Azo vakiana?

Tsy henoko intsony mamangy ny foko
Lay aingam-panahy  zay  mamelovelo
Ka Ireo RIMARIMA nisolo TOLOKO
Nanary aina sy niova ho avelo