You are here: home > Vetso

Asa raha fantatrao. - MBL

Azo vakiana?

Asa raha fantatrao.
Ny atao hoe tia dia mahafoy tsy misy fetra.
Amin'ny andro izay ilaina, dia eo foana mba iaino.
Raha tojo sedra na mangidy, dia tsy mahay mandahy.
Eo foana mba ho toky, eo foana tsy mahafoy.
Tsy anadino fa ho zoky, ho zandry koa raha sendra vesatra.
Tsy andao raha toa ka osa, mifanampy tsy kanosa.
Mamela anao haneo, manampy anao, tsy mandao.
Eo anilanao hatrany, ilay tia sady tianao.
TIAKO IANAO

Mombamomba

Mpanoratra : MBL


Nampiditra : Rwican
Daty : 18/12/2018
Mpamangy : 758
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ny foko no efa tia
Kalo iray
Ny kalon'ny foko
Tiako i Neny
Ho an'iNeny
Ny taniko.
Tokiko
Aza ilaozanao
Tiako fona ianao
Hafatro ho anao