Tiako fona ianao - MBL
Azo vakiana?
Tsy hita teo ianao fony zaho sendra nandalo.
Naniry mba hitafa aho no saika mba hikalo.
Nandalo aho de niserana tsy nametraka tantara.
Ny lalantsika roa koa vao miandoha ka tsy iafara.
Vao mahita anao aho dia mafana be ny foko.
Ny anilanao no tiko satria lavitra toloko.
Ny ato anatiko mitempo fa ny vavako mivetso.
Le sangitsika roa reny anafoana an'ireo sento.
Tsy aleo ve enao anilako tsy lavitra mba hitako.
Tsy zakako raha sanatria ianao indray no adinoiko.
Ka raha sitrakao dia vitako anarina ireo ditrako.
Ka mendrika raha toa ka hidiranao indray ny ato ampoko
Sokajy :
Aingam-panahy
Mombamomba
Mpanoratra : MBL

Nampiditra : rwican
Daty : 29/12/2016
Mpamangy : 1343
Mankafy : 2
Tononkalo hafa
Ny foko no efa tiaKalo iray
Ny kalon'ny foko
Asa raha fantatrao.
Tiako i Neny
Ho an'iNeny
Ny taniko.
Tokiko
Aza ilaozanao
Hafatro ho anao