You are here: home > Vetso

Andriamanitra mahita - Nalison Randrianaivo

Azo vakiana?

Andrianamanitra mahita

tsy hoe tsisy ahita
ny zavatra ataonao
fa ny valiny no tsy ho vita
ary tsy ho zakanao

ianao miantehatra amin'izany
sy miafina tsy ho hita
nefa Andriamanitra irery ihany
izy dia mahita

koa aza faly manao ratsy
fa ilay Andriamanitra anie mahita
tsy ho laitranao ary tsy ho tanty
ny valiny izay efa vita

Hametraka hevitra

Midira aloha