You are here: home > Vetso

Herik'andro - Nalison Randrianaivo

Azo vakiana?

Herik'andro

izany ny herik'andro
dia orana isan'andro
tsy hay hoe ajanony
ary tsy mety ho tony

tsy rivo-doza sanatria
fa andihan-drahona matevina
no mitondra an'ity
orana tsy mety levona

Hametraka hevitra

Midira aloha