Manina anao (Nalison Randrianaivo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Toa isa minitra izaho
dia mievina foana
hay ka manina ahy ianao
tsindrindaona
te hiaona

izaho koa anefa toy izany
mahatsiaro anao foana foana
te handeha ho any
manina aho rahavako
mahatsiaro anao ny fitiavako

toa tsaroako ery
isika roa nankafy
ny hankaton'ny fitia
toa lafatra tokoa izany
toa hanina sisa izany
fa ianao tsy eto anilako
horoako sy fihiniko

matsiaro ireo natao
sangisangy sy kilalao
manina aho ka te hanantona
te hioty indray ny hakantony ah
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
620 6
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157