You are here: home > Vetso

Ny anilanao - Nalison Randrianaivo

Azo vakiana?

Ny anilanao

misy toerana iray
hafa mihintsy izy izay
toerana iray tokana
mba tiako ho ahy manokana

ny anilanao anie izany
izay mamiko hatrany
fa kanto, tena lafatra
ny anilanao mahasambatra

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha