You are here: home > Vetso

Ny fitiavako - Nalison Randrianaivo

Azo vakiana?

Ny fitiavako dia toy ny loharano miboiboika
an-tendrombohitra tsy mety ho ritra

Ny fitiavako dia toy ny rano sy vary
an-tsaha tsy mifandao an-tanàna tsy mifanary

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha