Ny havan-tiana (Nalison Randrianaivo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny havan-tiana

na tiana aza ny havana
tsy hiaraha-monina ela rahavana
na mamy aok'izany
ny fiarahanareo ireo
dia ferofero ihany
sao lasa ady avy eo

alaviro lavitra anao
ireo havana tena tiana
mba tsy ho mora hankalao
ka hitondra fahoriana

ny havan-tiana
tsy azo harina
--------
Rohy:
Sokajy : Havana - Fitiavana
941 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156