You are here: home > Vetso

Ny tena fitiavana... - Nalison Randrianaivo

Azo vakiana?

Ny tena fitiavana

Ny tena fitiavana amiko ry tiana
Ny mifampizara ny mamy sy mangidy
Dia miara-ory raha hoe tojo fahoriana
Dia miara-mizaka ireo adidy

Hametraka hevitra

Midira aloha