Ny zanako (Nalison Randrianaivo)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny zanako no tena mamikoizy ireo no handova ny taniko
ny fananako rehetra
dia azy ireo tsisy fetra
Ny zanako no tena harenako
hanala ny fahasorenako
hanaovako ny adidy koa
mba ho fara sy dimbiko
Ny zanako no hany fananako
izy ireo no iadanako
raha tsisy azy aho angamba
tsaroako fa tena ho banga
--------
Rohy:
Mpakafy:
nalsonrazakariasa2015
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Nalison RandrianaivoNampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 14/11/2017 13:36