You are here: home > Vetso

Rà mikorina - Nalison Randrianaivo

Azo vakiana?

Rà mikorina

tsy mety mangina
ilay tontolo iray
dia rà mikorina
ao anatiko izay

tsy mety mianto
ilay tontolo iray
misosa milanto
ao anatiko izay

tsy mety mijanona
ilay tontolo iray
mikorina amin'alina
ao anatiko izay

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha