You are here: home > Vetso

Raikim-pitia - Nalison Randrianaivo

Azo vakiana?

Niova ny fitia
niova koa ianao
nenahy ilay ho doria
toa nofy hatramin'izao

tsy hasaraka anao aho akia
satria izaho raikim-pitia
tsy mora ny hamafa
fa efa voafatotra
ny lasa tsy ho voafafa
ny tenantsika hifamatotra

ka iandry ihany aho
hiandry foana anao
tsy hiova fitia vaovao
fa raikim-pitia tanteraka aho

Hametraka hevitra

Midira aloha