Madagasikarako....... - Ny Ami
Azo vakiana?
Madagasikara anao fa izaho no tena tia
hoy ilay vahiny;
Efa tiko io hatrin'ny ela ary mandrak' ankehitriny,
Izaho no tena tia fa ianareo dia mpanajary,
Koa voleo tsara izany taniko handreseko ny mosary,
Aza mety harebireby fa miasa ianareo mafy,
Manapara aina mitsy aza misy miafiafy.
De io tokoa Ramalagasy fa mifofotra mitrongy
Tsy mba ao antsainy akory ny fampiasany toy ny omby
De tsy mba miezaka manakatra fa miady an-trano lava
Tsy misy filaminana fa miaina anaty tabataba.....
Ny Ami
Sokajy :
Ahiahy, Aingam-panahy, Alahelo, embona, Eritreritra mandalo, fiainana, Fiaraha-monina, Tanindrazana, tantara
Mombamomba
Mpanoratra : Ny Ami

Nampiditra : NYAMI
Daty : 13/06/2015
Mpamangy : 772
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NY SARINAOMILA
NIOVA TONTOLO
S A B O T S Y M A I N T Y.
Madagasikara
Malagasy....
zo.........
Ho an'ny Gasikara
Mialatsiny
Feno