You are here: home > Vetso

andro iray toa zato - RAKOTOMALALA Jean.chris

Azo vakiana?

androany ilay andro nifaliako
androany ilay fara fijaliako
androany aho tena faly
androany aho no tsy nijaly

ataoko hoe androany aho no tena faly
androany aho nifalifaly

andro iray toa zato
andro tena tiako
andro fifalian
andro mpifaliana
andro tsy fijaliana

Sokajy : Fifaliana

Hametraka hevitra

Midira aloha