izao sy ianao (RAKOTOMALALA Jean.chris)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iza sy anao ilay mpifankatia
hatramin'ny kely no makatia
manaiky aho ankehotriny
fa ianao ilay masoandro ny fianinako
mino koa ankehitriny
fa enao ilay tsy manantsiny
ianao koa ilay nantena efa ela
tsy ho jamba intsony aho mahita anao
fa ianao ilay masoandro mamiratra
izay manazava ny aty foko
ianao ihany koa ilay kintakely
fijeriko isan'andro
itako ianao mamiratra mibalika
ilay endrikao madio
mampietana ny foko
ilay fofonao toa voanio
mampandefa ilay toloko
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/rakotomalala-jeanchris/izao-sy-ianao
Sokajy : Fitiavana
1264 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititi
Daty : 03/04/2006 16:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.177