I ZY 5 D I M Y V A V Y (RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tena tiako ianao MALALA
Nefa etsy andanin'izany i SARINDRA tsy mety Ny ao am _poko tsy mba hisy mpahalala
Fa tsy hoadiniko ianao VIOLETY

Dia hiarahako ary i MAHAFALY
Ataoko aiza anefa i SUSSANE
Vao tsy mahita azy 5vavy izaho mijaly
Tsy mahateli _kanina

Dia raha aminao! manao ahoana ny tantarako?
Ny lasa sy izay mety ho avy
Hangatahako ianao Andriamanitra mba zarao 5re ny vatako
Amizay hanana iray avy izy 5vavy

Amizay fotoana izay hofoana ny adiady sy disadisa
Fa hiova fiainana hafa indrindra
Ny vehivavy niaraka tamiko ve? maro tsy voatanisa
Ary anisan'izany ianao ry SARINDRA


11 Fevrier 2013
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
695 1
Mpakafy: fenobe3
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145