TIAKO LOATRA IANAO - RAMANANTSOA Ricardo
Azo vakiana?
tiako loatra enao, na dia tsy eto anilako aza
tiako ho doria, fa tsy kilalaon-jaza
tiko loatra enao, tsy aiko ny miteny
hatsiarovako anao, ireny rehetra ireny!
tiako fona enao,zay no tena marna
teny avy ato am-poko, fa tsy nambaorimboarina
tiako loatra enao,tiako fona fona
raha tsy misy anao, ny foko babangona
tiako loatra enao, tiako tena tiako
ho ao antokatranoko,izay no faniriako
Ramanantsoa Ricardo
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
laza12 (19/04/2008 18:03:57)
tiako raha io tononkalo io ary misaotra anao nanoratra
Aino (20/04/2008 07:33:43)
ricardo (20/10/2008 02:05:29)
Mombamomba
Mpanoratra : RAMANANTSOA Ricardo
Nampiditra : ricardoDaty : 18/04/2008
Mpamangy : 5893
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
IANAOResy
Adim-piainana
Ventsom-paniriana
Tsy natao
Ilay fitiavako anao
Rahoviana
Fahantrana
Raha azo atao
Ventsom-paniriana