You are here: home > Vetso

An'iza - ranaivoharijaona rado liantsoa

An' iza ny tany ?
An'ny fatin'ireo olombelona?
An'ireo maty mitsangan-ko velona?
Ny fatin'ny velona ho vovoka ihany
Dia vovoka koa ny fisainany lany
K' an'iza ny tany?
Ny marina tsotra azo ambara dia izao
Vovoka ianao
K'an'iza ny tany ?
Mba fakafakao

Sokajy : Fahafatesana

Mombamomba

Mpanoratra : ranaivoharijaona rado liantsoa

Nampiditra : proost
Daty : 18/04/2005
Mpamangy : 918
Mankafy : 1
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

manga
manga
TIA
IANAO
LASA
Dify
Misy
Ry alina
Aleo
Sarotra

Hevitra mandeha

sonwin (20/04/2005 13:45:06)

ary an'iza ny masoandro?

Hametraka hevitra

Midira aloha