You are here: home > Vetso

FA IZA IANAO? - Joda Razakasoa

Azo vakiana?

Fa iza ianao?
No sahy mampijaly toa izao
Fa iza mba lazao?
fa mangirifiry izay tratranao
fa iza ianao no hirairaina?
ary toa tena andriandraina
fa iza kay ianao ry fitiavana?
no sahy mampahory ireo namana sy havana

Hametraka hevitra

Midira aloha