You are here: home > Vetso

Ny Fisaorako - Joda Razakasoa

NY FISAORAKO

Ny fisaorako no atolotro ho anao
Ny TALENTA izay nomenao ahy
Ry RAIKO be fitia! izay ao an-danitrao
ka nahatonga ny aingam-panahy...

Sokajy : Fisaorana

Hametraka hevitra

Midira aloha