You are here: home > Vetso

NY FOKO - Joda Razakasoa

Azo vakiana?

NY FOKO

Ny foko vao nianatra nitia
dia indro fa noratraina sahady
malahelo lava dia manarinary di...
satria tapaka ny fatoran'itony tady

ny foko vao nianatra nampiasa elatra
dia efa notifirina,ka tsy afaka intsony
ny raoziko nanantena ny hivelatra
moa,tsy efa nionona,ka efa nahay nitony

J.RAZAKASOA

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha