You are here: home > Vetso

NY TENIKO(Gasy) - Joda Razakasoa

Raha ny marina no lazaiko
dia ny teny Gasy no andriandraiko
ilay filamatro efa ela
hoe ny teniko tsy ho afaka ao an-dela

Ny hoe vao tsy miteny vahiny
dia tondrontondroina hoe tsy mandroso iny
Vao tsy manao ny fitafy
dia lazaina GASY miafiafy...

Hametraka hevitra

Midira aloha