MALAHELO... (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malahelo izato foko
Fa nandratra anao ny teniko
K’indro aho mifokofoko
Mitomany fa tsy afeniko
Indrisy mantsy akia Malala
Rano very tsy hay raofina
Ilay vavako adala
Ka ranomasoko no kaofina…

11/08/14
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
842 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : Arofanina
Daty : 07/02/2015 03:54
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012