You are here: home > Vetso

anjara sa fitiavana? - Vola

Azo vakiana?

Rêve d'un ami,soudain réaliser..
après une intuition et toute une arrière pensée
Ne faudrait il pas un peu nous méfier
D'un grand désespoir,d'une suite insensée
Rions,pleurons,vivons nos jours heureux
  Imaginons un grand bonheur a deux
Autour des étoiles au dessus des nuages
Marchons nous côte a côte,traçons  nos  passage
Amour,amitié!!! pourquoi se demander?
L'essentiel n'est il pas de suivre sa destinée?
Abandonnant toute une vie,renier ses amis
Lutter pour,pour qu'un jour la vie,de vraie nous unis
Aimer,haïr,rester indifférent!!!
Ne pouvons nous pas,accepter ce que nous avons?
Imposons nos lois,guidons nos sentiments
après tout!tout n'est que "décision"
Inutile ainsi,de demander pourquoi
Ni vouloir savoir,d'où vient tout cela?
Acceptons plutôt que tout va de sois.

   Raha toa ianao mihaotra na mbola manontany
...Indro aho hialoha,hitsilo anao hatrany.
   Jereo ny famindrako,mizotra any ho any
...Araho ny fihetsiko injao toa maminany
   Toa fitiavana nindramina,mifono adalana
   Indro niroborobo tsy haintsika norarana!!!
   Atao ahoana moa???isika ty toa tamana!
...Na dia teo aza ny fotoana natao ho fisarahana
   Asa lahy hery inona!"anjara sa fitiavana"

Hevitra mandeha

Zozoro (09/09/2008 17:24:18)

Fitiavana miroborobo tsy hay rarana.

Tena mankasitraka

prosper15 (22/06/2015 16:29:52)

anjara sy fitiavana angamba hoy ah @nao ry vola

ZO-NILAINA (27/05/2018 14:36:43)

Mankasitraka e. tsara be ty aso soratrao ty a.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Vola

Nampiditra : vola86
Daty : 04/09/2008
Mpamangy : 36311
Mankafy : 7

Tononkalo hafa

'Lay andro iray!
Fanantenako
ianao
lasa
safidy
ry diary
Mbola miandry
Manahy aho
ho anao