Dekilarasionina (Volatiana Rahaga)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
(...)
TIAKO izay rehetra milaza momba anao,

IANAO lay silako any, andrasako iantsapazako.

NA fantatro aza fa lavitra sy dezaka,

TSY tratrako na hifofotra sy hiezaka.

HO ataoko kely sy tsy misy izao tontolo zao

AHY koa na sombiny no ieverako ny aminao.

TANTERAKA amin'izay fotoana zay lay mety ho hasambarako.

(...)Izay angamba sisa no tsy tafavoaka teo ambavako.

...Dia KILA aho Raha tSy hiONONA...

VR,ANJORON-TANY, 24-06-08.
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1002 0
Hevitra mandeha
nikopol ( 27/06/2008 07:23)
Dia KILA aho raha tsy hIONONA lol
gravy koa zany

ty koa misy iray
B KILAO aho raha Tsy Mionina ( resaka sakafo io )
Sohitika ( 27/06/2008 08:55)
Zay mihitsy Nikopol, kila sy be kilao raha tsy mionona:-)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Volatiana Rahaga
Nampiditra : Sohitika
Daty : 26/06/2008 18:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136