Satria fetinao anio. (Volatiana Rahaga)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Satria fetinao anio.

Amboara tononkalo,
No atolotra ho anao
Ry zandry tiana tsy atakalo,
An'izao rehetra zao.
Ho omena anao koa,
Ny hatanorana soa,
Ataonao firavaka,
Ahatonga anao hiavaka,
Amin'ny voninkazo hafa
Ho andrandraina tsy ho voatsafa,
Hanjary raozy soa mivelatra,
Ho hiram-borona ary elatra.

Londra Febroary 2003
--------
Rohy:
Sokajy : Malalaka
2708 0
Hevitra mandeha
nahrindra ( 25/04/2008 18:36)
midera anao fa ra iazho no andefasan'i zokinay tononkalo tsingeritaona d tena ho faly. mazotoa e!
Sohitika ( 21/05/2008 13:25)
Misaotra anao akia Nahrindra manohana.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Volatiana Rahaga
Nampiditra : Sohitika
Daty : 24/04/2008 21:15
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0173