You are here: home > Vetso

FELANA MAINTY - NY Andri-Fara

FELANA MAINTY

Vao nahatsapa ny ngidin'ny ankaso
Dia ianao no fantatro...
ka tsy aritro
nandroso tsy nihemotra ny tanako
haka ilay FELANA mamiko.
FELANA Fotsy tsy ary nisy pentina
nanjary Felana mainty...
nanaloka ny tavako.
dia vahotra aho anikeo maraina
tsy nisy mpanontany
nigogogogo, nitaraina
saingy...lasa ianao tsy .....Niferinanina.
Rahampitso angamba rehefa.......... hihaona isika
Hitsinjo anao eny lavitra eny
dia ho feno ny fanantenako.

   Ny Andri-fara

Hevitra mandeha

Rapha (17/03/2006 10:19:36)

tsara fa tsy ampy tohiny. FELANA

Hametraka hevitra

Midira aloha