Ampidiro aloha ny tenimiafina
Insérer un poème
Cat
Tsara reto ny talentantsika malagasy aaa aza avela ho lasa ny vahiny. Anisan zany ny tononkaloNy mahakanto azy dia mifono fananarana ho an ny sokajin olona , misy rima maro karazana. Fa anisan ny andry mampijoro azy isika mpamaky. Ka tiavo ny tononkalo malagasy mba hampitempo ny fontsika mpamaky sy poeta , hitempo iray ho an ity Gasikara malalantsika ity
Tadiavo ny talentanao fa sao dia mba ho lasa poeta
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/cathia
Poèmes ( 23)
Lectures
Pas encore lu
