You are here: home > Vetso

Izany ve? ... - Cat

Azo vakiana?

Izany ve ianao ilay niova fo
Ilay nohirahiraina hoe olom baovao aloha
Izany ve ianao ilay mba tena tia
Ilay nampiaiky ny maro hoe mizara fitia

Sokajy : Fitiavana, Namana