TSY IZAY TARATASY (AnjaraNivo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY IZAY TARATASYTsy izay taratasy galona aman'hetsy
No antsoina ho fahaizana sy fahalalàna
F'izay tetik'ady nahafaha-nandresy
Ny fandrika teny amin'ny lala-nombàna.
Tsy izay taratasy nosandaina vidy
No ireharehàna ho hajan'ny nofo,
Fa ny famoronana fanalahidy
Ahafaha-manàla ny zioga ho porofo.
Ainampaniry Anjara Nivo
--------
Lien:
Fans:
Ainampaniry Anjara Nivo