Aiko (BerthiN AinA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
volana somambisamby no namakoiny alina tontolo iny ry aiko
tsapako ho nangidy tokoa ny fiainana
rehefa irery aho tsy nisy anao ho namana
ny maraina,niposaka avy any antsinanana ny masoandro
aho sy ny volana toa lasa tafasaraka ts fidiny ny trano
nangina tanteraka ka ny ventso indray no havana
namakivaky ny alahelo sy ny tsiaro isakarazany mikaratsana
injao henoko maharary ahy ny fahasimbampiainana
manevika manakotsako ny manitositona ny vatana
mangotsoka tanteraka ny aty foko mila hery
ny tontolo androko hafa mihintsy gina ts ahenoan-teny
mila tefy ny fitiavako sy ny nofiko hiorina tsara aminao
satry ny ho sambatra hanana fitia masaka lavitra ny toy izao
fefena avokoa ny manodidina ahy rehetra sy ny fitiavako
ho tsara tefy maharitra tsy ho lavitra anao ry aiko
........................BerthiN AinA(aina be fitiavana)
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo
Fans:
Nirrt