TENY MAMINAO (BerthiN AinA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lay tenimaminao kay moa
sangimpitia
Nefa niraikitra tato ampoko
satria
Ny foko tsotra sy malefak ka
nifikitra
Nefa kay ianao mpilalao fitia
marihitra

Mbola Lay tenimaminao ihan
koa
No Nanatsipy vato ka
nahavoa
Ilay fondRafiko nisolo ahy
Ankehitriny
Zay mbola zaza loatra sy
ts manantsiny

Izay tenimaminao izay
ihany
No maha maro ny fo tafiditr
any
Samy nihevitra ho tinao
mantsy
Ka ts nahalala lay tenimamy
fantsy

Koa Mpamitaka ny tenimaminao
ry malala!!
Izao dia izao aho hanohitra
dieny mbola ts tara()
Satria ho ravanao avy mantsy zay rehetra
misy....
Raha mbola tsy voasakana dia hiafara aminy
ankizy.....

berthin aina
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
947 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139