NY ATY AMINAY (Fano)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tanananay moa tsara dia tsaraNy tany @zany dia mahatamana
Ny olona miasa tsy mihanahana
Rah'jerena ny trano
Toa avoavo
Itodio koa ny mponina
Tsy mavomavo
Rah'indray jerena ny zavatra eny
Mandehana ianao fa izany no eny
Ka izany sy izany no tsinjonao eny
Izao tokoa ny aty aminay
Na tsara,na ratsy,io no tanananay
Raha tena dinihina dia izao indray
Aleko ihany lesy ny aty aminay
N:01080814A1A
--------
Lien: